Mon Jun 08 2020 17:50:26 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 17:50:26 +03:00
parent bb0197ce5f
commit 04d0e03995
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 Fa tsy tenay anareo tsy afantatra, ry ralahy, ny am'reo ôla nanjo an'nay taigny Asia. Zahay de novesarina tanteraka mihôtran'ze tokony ho zakanay, betsaka lôtra ka tsy nagnantegna ny hiaigna ela tsony zahay. Takeo aminay tokoa ny fanamelôhana ho faty. Fa zany no nahatonga an'nay tsy hametraka ny tokinay akeo amin'ny tegnanay iany, fa kosa amin'Andriamanitra ze mampitsangana ny maty. Nagnavotra an'nay tamin'ny loza mafaty salan'ny zany Izy, ary mbôla hagnavotra ndre. Zahay de nametraka ny tokinay tamin'azy fa mbôla hagnafaka an'nay ndre Izy.
\v 8 \v 10 Fa tsy tenay anareo tsy afantatra, ry ralahy, ny am'reo ôla nanjo an'nay taigny Asia. Zahay de novesarina tanteraka mihôtran'ze tokony ho zakanay, betsaka lôtra ka tsy nagnantegna ny hiaigna ela tsony zahay. \v 9 Takeo aminay tokoa ny fanamelôhana ho faty. Fa zany no nahatonga an'nay tsy hametraka ny tokinay akeo amin'ny tegnanay iany, fa kosa amin'Andriamanitra ze mampitsangana ny maty. Nagnavotra an'nay tamin'ny loza mafaty salan'ny zany Izy, ary mbôla hagnavotra ndre. Zahay de nametraka ny tokinay tamin'azy fa mbôla hagnafaka an'nay ndre Izy.