From 04d0e039955ac21382cafe099ad0887a08c6ba35 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Mon, 8 Jun 2020 17:50:26 +0300 Subject: [PATCH] Mon Jun 08 2020 17:50:26 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 01/08.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt index c8cb5a0..ae8f0fb 100644 --- a/01/08.txt +++ b/01/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 \v 10 Fa tsy tenay anareo tsy afantatra, ry ralahy, ny am'reo ôla nanjo an'nay taigny Asia. Zahay de novesarina tanteraka mihôtran'ze tokony ho zakanay, betsaka lôtra ka tsy nagnantegna ny hiaigna ela tsony zahay. Takeo aminay tokoa ny fanamelôhana ho faty. Fa zany no nahatonga an'nay tsy hametraka ny tokinay akeo amin'ny tegnanay iany, fa kosa amin'Andriamanitra ze mampitsangana ny maty. Nagnavotra an'nay tamin'ny loza mafaty salan'ny zany Izy, ary mbôla hagnavotra ndre. Zahay de nametraka ny tokinay tamin'azy fa mbôla hagnafaka an'nay ndre Izy. \ No newline at end of file +\v 8 \v 10 Fa tsy tenay anareo tsy afantatra, ry ralahy, ny am'reo ôla nanjo an'nay taigny Asia. Zahay de novesarina tanteraka mihôtran'ze tokony ho zakanay, betsaka lôtra ka tsy nagnantegna ny hiaigna ela tsony zahay. \v 9 Takeo aminay tokoa ny fanamelôhana ho faty. Fa zany no nahatonga an'nay tsy hametraka ny tokinay akeo amin'ny tegnanay iany, fa kosa amin'Andriamanitra ze mampitsangana ny maty. Nagnavotra an'nay tamin'ny loza mafaty salan'ny zany Izy, ary mbôla hagnavotra ndre. Zahay de nametraka ny tokinay tamin'azy fa mbôla hagnafaka an'nay ndre Izy. \ No newline at end of file