auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-17 01:31:03 -04:00 committed by root
parent a47a5c79f1
commit f130d8c031
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina. Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy \v 2 namafy voly. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny, ôka izy iteno! " ndreka i Jesosy raika teo de nagnotany Azy ny mpianatra mikasika ny fagnoarana. Hoy Izy tamin'ary zareo hoe: hô nareo no nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny paradisa. Fa ny reo tsy agnatiny de fagnoarana, na de mijery aza ary zareo de tsy ahita
\v 1 Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina.\v 2 Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy namafy voly. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny, ôka izy iteno! " ndreka i Jesosy raika teo de nagnotany Azy ny mpianatra mikasika ny fagnoarana. Hoy Izy tamin'ary zareo hoe: hô nareo no nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny paradisa. Fa ny reo tsy agnatiny de fagnoarana, na de mijery aza ary zareo de tsy anita