diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index c7ab153..76e627c 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina. Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy \v 2 namafy voly. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny, ôka izy iteno! " ndreka i Jesosy raika teo de nagnotany Azy ny mpianatra mikasika ny fagnoarana. Hoy Izy tamin'ary zareo hoe: hô nareo no nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny paradisa. Fa ny reo tsy agnatiny de fagnoarana, na de mijery aza ary zareo de tsy ahita \ No newline at end of file +\v 1 Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina.\v 2 Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy namafy voly. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny, ôka izy iteno! " ndreka i Jesosy raika teo de nagnotany Azy ny mpianatra mikasika ny fagnoarana. Hoy Izy tamin'ary zareo hoe: hô nareo no nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny paradisa. Fa ny reo tsy agnatiny de fagnoarana, na de mijery aza ary zareo de tsy anita \ No newline at end of file