Wed Oct 23 2019 15:41:13 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-23 15:41:14 -04:00
parent bc730d23ad
commit d4559f02c2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zegny nandalo teo de nagnano tsisy diakny an'Azy aby, nandà sady nagnano hoe: "Aha! Anao afaka mandrava ny tempoly sady mangana an'izany agnatin'ny telo andro, avoty ny tegnano sady mijotsoa amin'io hazofijalena io! Ny lohan'ny mpisorona koa de nisomborogna an'zy kara an'izany, niaraka
Zegny nandalo teo de nagnano tsisy diakny an'Azy aby, nandà sady nagnano hoe: "Aha! Anao afaka mandrava ny tempoly sady mangana an'izany agnatin'ny telo andro, avoty ny tegnano sady mijotsoa amin'io hazofijalena io!" Ny lohan'ny mpisorona koa de nisomborogna an'zy kara an'izany, niaraka tamin'ny mpanora-dalàna sady nizaka iary zareo hoe: "Navotany ny hafa nefa tsy mahavotra ny tegnany Izy.