diff --git a/15/29.txt b/15/29.txt index 34aef7a..c6f0ea8 100644 --- a/15/29.txt +++ b/15/29.txt @@ -1 +1 @@ -Zegny nandalo teo de nagnano tsisy diakny an'Azy aby, nandà sady nagnano hoe: "Aha! Anao afaka mandrava ny tempoly sady mangana an'izany agnatin'ny telo andro, avoty ny tegnano sady mijotsoa amin'io hazofijalena io! Ny lohan'ny mpisorona koa de nisomborogna an'zy kara an'izany, niaraka \ No newline at end of file +Zegny nandalo teo de nagnano tsisy diakny an'Azy aby, nandà sady nagnano hoe: "Aha! Anao afaka mandrava ny tempoly sady mangana an'izany agnatin'ny telo andro, avoty ny tegnano sady mijotsoa amin'io hazofijalena io!" Ny lohan'ny mpisorona koa de nisomborogna an'zy kara an'izany, niaraka tamin'ny mpanora-dalàna sady nizaka iary zareo hoe: "Navotany ny hafa nefa tsy mahavotra ny tegnany Izy. \ No newline at end of file