-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/22.txt

1 line
571 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-23 05:22:30 +00:00
\v 22 \v 25 \v 23 Na mbola tam-pihinanana iary zareo, de nagnala ny mofo i Jesôsy, nisaotra, ka nizarazara an'zany. Nomeny an'iary zareo zany sady nagnano hoe: "Raiso, ity no vatagnako." De nagnala ny kapoaka Izy, nisaotra, ka nagnome an'zany ho an'iary zareo, de nihinana tamin'zany iary zareo marobe. De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Ity ny ràn'ny fanekem-piavanako, rà zay alatsaka ho an'ny marobe. Zakaiko marina aminareo, tsy hinagna an'ty vokatry ny voaloboka ity koa Zaho mandra-piavin'ny andro zay hinanako zany ndreka agny amin'ny Fanjakan'Andriamanitra."