auto save
This commit is contained in:
parent
3f8db4d789
commit
424d6cc005
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 22 \v 23 \v 24 \v 25 Na mbola tam-pihinanana iary zareo, de nagnala ny mofo i Jesôsy, nisaotra, ka nizarazara an'zany. Nomeny an'iary zareo zany ady nagnano hoe: "Raiso, ity no vatagnako." De nagnala ny kapoaka Izy, nisaotra, ka nagnome an'zany ho an'iary zareo, de nihinana tamin'zany iary zareo marobe. De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Ity ny ràn'ny fanekem-piavanako, rà zay alatsaka ho an'ny marobe. Zakaiko marina aminareo, tsy hinagna an'ty vokatry ny voaloboka ity koa Zaho mandra-piavin'ny andro zay hinanako zany ndreka agny amin'ny Fanjakan'Andriamanitra."
|
||||
\v 22 \v 25 \v 23 Na mbola tam-pihinanana iary zareo, de nagnala ny mofo i Jesôsy, nisaotra, ka nizarazara an'zany. Nomeny an'iary zareo zany sady nagnano hoe: "Raiso, ity no vatagnako." De nagnala ny kapoaka Izy, nisaotra, ka nagnome an'zany ho an'iary zareo, de nihinana tamin'zany iary zareo marobe. De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Ity ny ràn'ny fanekem-piavanako, rà zay alatsaka ho an'ny marobe. Zakaiko marina aminareo, tsy hinagna an'ty vokatry ny voaloboka ity koa Zaho mandra-piavin'ny andro zay hinanako zany ndreka agny amin'ny Fanjakan'Andriamanitra."
|
Loading…
Reference in New Issue