-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/01.txt

1 line
316 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2019-10-22 08:11:17 +00:00
\v 1 Fa roy andro talohan'ny paka sady fankalazana ny fihinanana ny Mofo tsy asiana sira tamin'zany. Niaragna fomba hisamborana an'i Jesôsy mangingina iary zareo lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ka hamono an'Azy avy eo. \v 2 Fa nizaka iary zareo hoe: "Aleo tsy amin'ny fety, mba tsy hampioalaoala ny olona."