-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/01.txt

1 line
306 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-22 08:11:16 +00:00
Fa roy andro talohan'ny paka sady fankalazana ny fihinanana ny Mofo tsy asiana sira tamin'zany. Niaragna fomba hisamborana an'i Jesôsy mangingina iary zareo lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ka hamono an'Azy avy eo. Fa nizaka iary zareo hoe: "Aleo tsy amin'ny fety, mba tsy hampioalaoala ny olona."