plt_tn/gen/22/13.md

24 lines
747 B
Markdown

# indro
Ny teny hoe: "indro" eto dia manaitra antsika hitandrina tsara ny fampahafantarana tsy ampoizina izay ho avy manaraka.
# nisy ondry lahy nisaringotra tamin'ireo kirihitra ireo ny tandrony
Afaka atao izany hoe: DH: "nisy ondry lahy izay niraikitra teo amin'ireo kirihitra ireo tandrony" na "nisy ondry lahy niraikitra teo amin'ireo kirihitra"
# Nandeha ary naka ilay ondry lahy
"Nandeha nankeny amin'ilay ondry lahy Abrahama ary naka izany"
# hamatsy ... hamatsiana
Mampiasa teny mitovy amin'izay nampiasainao tao amin'ny 22:7.
# hatramin'izao andro izao
"na dia ankehitriny aza." Ny dikany izany dia hoe: na dia tamin'ny fotoana nanoratan'ny mpanoratra ity boky ity aza.
# hamatsiana
Afaka atao izany hoe: DH: "izy no hamatsy"