plt_tn/mrk/03/05.md

32 lines
682 B
Markdown

# Nijery azy ireo
"Nijery azy ireo Jesosy"
# nalahelo
"nalahelo mafy"
# hamafin'ny fon'izy ireo
Io sarin-teny io dia mamaritra fa ireo Fariseo dia tsy vonona ny hanana fangorahana amin'ilay lehilahy malemy tanana. DH: "Tsy sitrak'izy ireo ny hanana fangorahana ho an'ilay lehilahy"
# Ahinjiro ny tananao
"Takaro amin'ny tananao"
# niverina tamin'ny laoniny ny tanany
Afaka atao hoe: "Jesosy namerina ny tanany" na "Jesosy namerina tamin'ny laoniny ny tanany"
# nanomboka nikonokonona
"nanomboka nanangana drafitra"
# ny Herodiana
Anarana antoko politika izay manohana ny Mpikamban'i Heroda.
# hitady izay fomba hamonoana Azy
"ahoana no hamonoan'izy ireo an'i Jesosy"