# Epafrodito Izany dia anaran'ilay olona izay nalefan'ny fiangonana Filipiana hikarakara an'i Paoly tany am-ponja. # mpiara-miasa no mpira-miady Eto Paoly dia miresaka an'i Epafrodito tahaka ny hoe miaramila izy. Ny tiany lazaina dia hoe Epafrodito dia efa nampiofanina sy nanokan-tena hanompo an'Andriamanitra, na toy inona hamafin'ny fijaliana izay ho zakainy. DH: "namana mpino izay miasa sy mitolona miaraka aminay" # mpitondra hafatrareo izy no mpanompo amin'izay ilaiko "izay mitondra ny hafatrareo aty amiko ary manampy ahy rehefa ao anatin'ny tsy fahampiana" # tra-pahoriana mafy izy, ary manina ny hiaraka taminareo rehetra izy "izy dia tena nanahy sy nitady ny mba hiaraka amintsika rehetra" # alahelo ambonin'ny alahelo DH: "ny alahelo tamin'ny fisarahana taminy niampy ny alahelo izay azoko tamin'izaho tao am-ponja"