# nalahelo ny foko Ny teny "fo" dia sarinteny ho an'ny fihevitra ny fahatsapan'olona. DH: "nalahelo loatra aho" # nalahelo ny foko Ny mpanao salamo miteny ny fanaintainana anaty toy ny hoe fijaliana ara-nofo. DH: "Toy ny nisy olona nandratra aho" tamin'ny antsy na zana-tsipìka. # Tsy nahalala aho ary tsy mba lalin-tsaina Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy ihany amin'ny ankapobeny ary manamafy ny hakelezan'ny fahafantarany. DH: "tsy nahalala tanteraka" # tsy lalin-tsaina "tsy naharaka na inona na inona" # Anao Ity "Anao" ity dia manondro an'Andriamanitra.