# aza avela hifaly eo amiko izy ireo "aza avela ho ravo izy ireo satria aho mijaly" # hanao anakampo Ity dia fomba fiteny izay midika hoe miteny amin'ny tenany ihany. DH: "hiteny amin'ny tenany ihany" # Aha Ity dia fanairana ampiasaina rehefa mahita na mahatsapa zavatra tampoka. Manamafy ny fanambarana manaraka izany. DH: "Eny" # azonay izay nirianay ny hevitr'izany dia ireo fahavalon'ny mpanoratra naniry ny hanambarana azy ho meloka. DH: "efa nomelohana araka izay notadiavinay izy!" # Efa nolevoninay izy Ireo fahavalon'ny mpanoratra miteny ny fahavoazany toy ny hoe bibidia izy ireo ary nihinana azy. DH: "Efa notelominay izy" na "Efa nopotehinay izy" # very hevitra "menarina" na "mifamahofaho" # maneso Manompa olona mba hampatezitra azy # hitafy henatra sy fahafam-baraka Eto ny henatra sy fahafam-baraka dia lazaina toy ny hoe lamba fitafy mahamenatra izay azon'ny mpanoratra itafiana izany. Ireo anarana ireo dia azo avadika ho matoanteny. DH: "menatra sy afa-baraka" # henatra sy fahafam-baraka Ireo fiteny ireo midika zavatra mitovy ary ampiasaina hanamfisana ny ho fitontonganan'izy ireo.