xmw_php_text_reg/02/12.txt

1 line
324 B
Plaintext

Noho zany, ry malalako, karaha ny agnikaihanareo hatrany, tsy ake amin'ny fagnatraihako fogna fao mandimbolombo lavitry aby avaizo izikoafa tsy ake zaho, dia aboaho amin'ny tahotro sindraiky hovitra ny fagnavôtagna areo. Satria Zagnahary no miasa aka aminareo mbô ho vôgnon-kagnani no sady hiasa ho an'ny firavoany areo.