xmw_php_text_reg/02/28.txt

1 line
463 B
Plaintext

\v 28 \v 29 \v 30 Koa dia amin'ny fahazotoagna gaida no andefasako azy, kay izy koa hahita azy ndraiky areo dia mbô hiravoravo kay hahay afaka amin'ny ahiahiky zaho. Alaivo akao amin'ny Tômpo Epafrodito miaraka amin'ny firavoravoagna jiaby. Hajay ny ôlogno karaha zany. Fao ho an'ny asan'ny Kristy no nagnantognany ny fahafataisagna. Fao nagnano takalonaigny izy hanompoagna zaho mbô hagnantaterahany zany tsy afaka nitsabonareo tamin'ny fanompoagna taminaha.