xmw_php_text_reg/02/03.txt

1 line
260 B
Plaintext

\v 3 \v 4 Aza magnano na ino na ino amin'ny fitiavan-taigna foagna.Fao amin'ny fanitriantaigna kosa dia mihivaira ny hafa mihiatra ny taignanare. Tokony tsy hizaha lehy mahasoa ny taignanareo ihany ny tsiraikiraiky aminareo, fao lehy mahasoa ny hafa ihany koa.