auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 07:59:15 -04:00 committed by root
parent f5d58125dd
commit f6ec1f1054
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kanaifa, areo nagnano ny tsara taminaha tamin'ny fahasahiragnagnanaha. Ary areo Filipianina mahay fao tamin'ny fiandohan'ny vaovao maharavoravo, koafa nandao an'i Makedonia zaho, dia tsisy fiangonagna nagnampy zaho raha ny mahakasiky ny fagnomaizagna ndraiky fandraisagna afa-tsy areo faogna. Na tamin'izaho tagny Tesalonika aby, dia nagnandaifa fagnampiagna ho an'ny zay nilaiky mihoatra ny indraiky man
Kanaifa, areo nagnano ny tsara taminaha tamin'ny fahasahiragnagnanaha. Ary areo Filipianina mahay fao tamin'ny fiandohan'ny vaovao maharavoravo, koafa nandao an'i Makedonia zaho, dia tsisy fiangonagna nagnampy zaho raha ny mahakasiky ny fagnomaizagna ndraiky fandraisagna afa-tsy areo faogna. Na tamin'izaho tagny Tesalonika aby, dia nagnandaifa fagnampiagna ho an'ny zay nilaiky mihoatra ny indraiky mandaiha areo. Tsy hoe