diff --git a/04/14.txt b/04/14.txt index e58c323..ca0f1f9 100644 --- a/04/14.txt +++ b/04/14.txt @@ -1 +1 @@ -Kanaifa, areo nagnano ny tsara taminaha tamin'ny fahasahiragnagnanaha. Ary areo Filipianina mahay fao tamin'ny fiandohan'ny vaovao maharavoravo, koafa nandao an'i Makedonia zaho, dia tsisy fiangonagna nagnampy zaho raha ny mahakasiky ny fagnomaizagna ndraiky fandraisagna afa-tsy areo faogna. Na tamin'izaho tagny Tesalonika aby, dia nagnandaifa fagnampiagna ho an'ny zay \ No newline at end of file +Kanaifa, areo nagnano ny tsara taminaha tamin'ny fahasahiragnagnanaha. Ary areo Filipianina mahay fao tamin'ny fiandohan'ny vaovao maharavoravo, koafa nandao an'i Makedonia zaho, dia tsisy fiangonagna nagnampy zaho raha ny mahakasiky ny fagnomaizagna ndraiky fandraisagna afa-tsy areo faogna. Na tamin'izaho tagny Tesalonika aby, dia nagnandaifa fagnampiagna ho an'ny zay nilaiky mihoatra ny indraiky man \ No newline at end of file