Sun Nov 17 2019 18:04:42 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 18:04:43 -08:00
commit b8c6aa18e7
13 changed files with 27 additions and 2 deletions

2
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 1Izy koa misy fampaharaizagna ao amin'ny Kristy, izy koa misy fampiononagna avy amin'ny fitiavany, izy koa misy firaisagna ao amin'ny fagnahy, izy koa misy famindrampô gaida sindraky fiantragna, \v 2dia atôvo feno ny haravoagnanahy amin'ny fisainagna karaha zany,
amin'ny fanagnagna fitiavagna mitovy, amin'ny firaisagna am-panahy, ave amin'ny fanagnagna tanjogno mitôvy.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Aza magnano na ino na ino amin'ny fitiavan-taigna foagna.Fao amin'ny fanitriantaigna kosa dia mihivaira ny hafa mihoatra ny taignanare. \v 4Tokony tsy hizaha lehy mahasoa ny taignanareo ihany ny tsiraikiraiky aminareo, fao lehy mahasoa ny hafa ihany koa.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Mihevaira karaha ny fisainagna lehy tamin'i Kristy Jesôsy fôgna koa.\v 6Afa nisy araka ny endriky Zagnahary Izy, fao tsy nandiniky zany fitoviany amin-Jagnahary zany ho raha hipitahagna Izy. \v 7Ny mifanohitry amizany, nifoagnany ny aigniny. Nangalatahaka ny endriky ny mpamompo Izy. Ave niboaka tôrotrô ny ôlombelogno Izy. Aveke hita nitôvy tamin'ômbelogno Izy.\v 8 Nanetry taigna Izy ave tonga mpagneky hatramin'ny fahataisagna, dia lehy fahafataisan'ny hazofijaliagna!

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Nohozany dia nampakarin-Jagnahary agnambo dia agnambo ihany koa Izy.Namiany lehy Agnaragna zay ambonin'ny agnaragna jiaby Izy. \v 10Nitsabony zany mbôhoan'ny Agnaran'i Jesosy ny handingoalifagnan'ny lohoalitry jiaby, ny lohoalitrizare zay agny andagnitry sindraiky aketo an-tany ave agny ambanin'ny tany. \v 11Nitsabony zany hagnikaihany laila jiaby fao i Jesôsy Kristy no Tômpo, ho vogninahitrinny Zagnahary Baba.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Noho zany, ry malalako, karaha ny agnikaihanareo hatrany, tsy ake amin'ny fagnatraihako fôgna fao mandômbolômbo lavitry aby avaizo izikoafa tsy ake zaho, dia aboaho amin'ny tahotro sindraiky hovitra ny fagnavôtagna areo. \v 13Satria Zagnahary no miasa aka aminareo mbô ho vôgnon-kagnani no sady hiasa ho an'ny firavoany areo.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14Tsaboy tsy am-pitaraignagna na fiadiagna hevitry ny raha jiaby. \v 15Magnanôva tôrotrô zany mbô ho tonga zanaka Zagnahary tsisy tsigny salakady marigny, tsisy antsa areo. Miasà tôrotro zany mbô hamirapiratanareo karaha ny fahazavagna aketo amin'ny tany jiaby, akeo agnivon'ny tamigna meloka salakady maditry.\v 16 Mipitaha mafy amin'ny lehy tenin'ny fiainagna mbô hanako antony hiraiharaihagna amin'ny andron'i Kristy. Fao amin-jany ho haiky fao tsy very nihazakazahako ary tsy very maigny ny niasako.

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Fao na dia ahidigny ho fagnatitry akeo amin'ny sôrogno ndraiky fanompoam-pinoagna aby zaho, dia ravoravo, ary miaraka miravoravo aminareo jiaby zaho.\v 18Ary karaha zany koa no hiravoravoanareo, ary miaraka miravo aminaha areo.

1
02/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Fao magnantaigna akao amin'ny Tômpo Jesôsy zaho fao hagnandaifa an'i Timoty agny aminareo malaky mbô hahery koa izy koa haiky ny raha mahakasika areo. \v 20 Fao tsy managna ôlogno hafa mitovy toe-tsaigny aminazy zaho, zay taigna magnahy aminareo.\v 21Fao izy jiaby dia mizaha tombontsoany, fao tsy ny rahan'i Jesôsy Kristy.

1
02/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22Fao hainareo ny fahamaindrehany, satria karaha zaza manompo ny babany no anompoany miaraka taminaha tao aminin'ny vaovao maharavoravo. \v 23 Koa magnantaigna ny hagnandaifa azy zaho koafa hitako hoe manakôry ny fandaihandraharaha ato aminaha. \v 24 Fao matoky ny Tômpo zaho fao ho agny meky koa ny taignako.

1
02/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25Fao mandiniky zaho fao ilaigny fôgna koa ny magnampôdy an'i Epafrodito agny aminareo. Rahalahiky izy salakady mpiara-miasa no mpiara-miady, salakady mpintondra hafatrareo izy no mpanompo amin'izay ilaiky. \v 26 Fao tra-pahoriagna mafy izy ary mahatsiaro ny hiarahaka taminareo jiaby izy, satria regninareo fao narary izy. \v 27 Fao taigna narary izy ka afa tsoko naty. Fao namindra fô taminazy zagnahary. ary tsy taminazy araiky, fao taminahy koa, mbô tsy hananako halahelo ambonin'ny halahelo.

1
02/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28Koa dia amin'ny fahazotoagna gaida no andefasako azy, kay izy koa hahita azy ndraiky areo dia mbô hiravoravo kay hahay afaka amin'ny ahiahiky zaho. \v 29 Alaivo akao amin'ny Tômpo Epafrodito miaraka amin'ny firavoravoagna jiaby. Hajay ny ôlogno karaha zany. \v 30Fao ho an'ny asan'ny Kristy no nagnantognany ny fahafataisagna. Fao nagnano takalonaigny izy hanompoagna zaho mbô hagnantaterahany zany tsy afaka nitsabonareo tamin'ny fanompoagna taminaha.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

View File

@ -26,7 +26,8 @@
},
"translators": [
"MAD104",
"MAD106"
"MAD106",
"MAD107"
],
"source_translations": [
{
@ -58,6 +59,17 @@
"04-10",
"04-14",
"04-18",
"04-21"
"04-21",
"02-01",
"02-03",
"02-05",
"02-09",
"02-12",
"02-14",
"02-17",
"02-19",
"02-22",
"02-25",
"02-28"
]
}