auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-24 07:48:21 -04:00 committed by root
parent 3066a3e1ea
commit b6639fb611
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha ny taigna izy, nisahiky ho fatiantoko aby ireo raha jiaby nohon'ny hagidazan'ny fahaizagna an'i Kristy Jesôsy Tômpoko. Nohony Izy dia nariako ny raha jiaby. Lazaiky ho fako regny mbô hahazahoako an'i Kristy ary ho hita akao Aminy zaho. Tsy managna ny fahamarinagna ho an'ny haignianaha avy amin'ny lalàgna zaho. Fao kanaifa, managna ny fahamarinagna zay tamin'ny alalan'ny finoagna an'i Kristy zaho, fahamarinagna avy amin-Jagnahary zay mifotôtro amin'ny finoagna. Koa avaizo dia tiahay azy ndraiky ny herin'ny fitsanga
Raha ny taigna izy, nisahiky ho fatiantoko aby ireo raha jiaby nohon'ny hagidazan'ny fahaizagna an'i Kristy Jesôsy Tômpoko. Nohony Izy dia nariako ny raha jiaby. Lazaiky ho fako regny mbô hahazahoako an'i Kristy ary ho hita akao Aminy zaho. Tsy managna ny fahamarinagna ho an'ny haignianaha avy amin'ny lalàgna zaho. Fao kanaifa, managna ny fahamarinagna zay tamin'ny alalan'ny finoagna an'i Kristy zaho, fahamarinagna avy amin-Jagnahary zay mifotôtro amin'ny finoagna. Koa avaizo dia tiahay azy ndraiky ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty ave ny fitambaragna amin'ireo fijaliagna zaho. Tihiova amin