auto save
This commit is contained in:
parent
c3eceefced
commit
b1096647dd
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 17 \v 18 \v 19 Aoka ho mpalaka karaha zaho, are rahalahy. Diniho mariny reo zay mandaiha araka ny ahatra zay hitanareo aka aminay. Maro reo mandaiha reo zay afa nivolagniky areo mazagna, ave avaizo zaho mivolagna aminareo amin-dranomaso _ karaha ny fahavon'ny kakazo fijalian'i Kristy. Fandravanagna no fiafaran-jarereo. Fao ny bôkony no zagnahariny, aviake ny fipoerapoeran-jareo dia akao amin'ny fahamigniaragna. Mieritreritry ny raha magnerantany izy reo.
|
||||
\v 17 Aoka ho mpalaka karaha zaho, are rahalahy. Diniho mariny reo zay mandaiha araka ny ahatra zay hitanareo aka aminay.\v 18 Maro reo mandaiha reo zay afa nivolagniky areo mazagna, ave avaizo zaho mivolagna aminareo amin-dranomaso _ karaha ny fahavon'ny kakazo fijalian'i Kristy.\v 19 Fandravanagna no fiafaran-jarereo. Fao ny bôkony no zagnahariny, aviake ny fipoerapoeran-jareo dia akao amin'ny fahamigniaragna. Mieritreritry ny raha magnerantany izy reo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fao agny an-dagnitry ny fanjakantsika zay handraisantsika mpamonjy ihany koa, dia ny Tômpo Jesôsy Kristy. Izy dia hagnova ny vatantsika lehy malemy mbô ho vatagna karaha ny vatagna feno vogninahitra, zay natao tamin'ny herin'ny fahefagna hampagneky ny raha jiaby amin'ny haigniny.
|
||||
\v 20 Fao agny an-dagnitry ny fanjakantsika zay handraisantsika mpamonjy ihany koa, dia ny Tômpo Jesôsy Kristy. \v 21 Izy dia hagnova ny vatantsika lehy malemy mbô ho vatagna karaha ny vatagna feno vogninahitra, zay natao tamin'ny herin'ny fahefagna hampagneky ny raha jiaby amin'ny haigniny.
|
Loading…
Reference in New Issue