From a48a4c32ad0506da3292135db6e671d4db5b0141 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD107 <> Date: Thu, 24 Oct 2019 05:56:14 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 02/01.txt | 2 +- 02/03.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index bc2e29c..8fdc590 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1,2 +1,2 @@ -Izy koa misy fampaharaizagna ao amin'ny Kristy, izy koa misy fampiononagna avy amin'ny fitievany, izy koa misy firaisagna ao amin'ny fagnahy, izy koa misy famindrampo gaida sendraky fiantragna, dia atôvo feno ny haravoagnanahy amin'y fisainagna hotry zany, +\v 1 \v 2 Izy koa misy fampaharaizagna ao amin'ny Kristy, izy koa misy fampiononagna avy amin'ny fitievany, izy koa misy firaisagna ao amin'ny fagnahy, izy koa misy famindrampo gaida sendraky fiantragna, dia atôvo feno ny haravoagnanahy amin'y fisainagna hotry zany, amin'ny fanagnagna fitiavagna mitovy, amin'ny firaisagna am-panahy, ave amin'ny fanagnagna tanjogno mitôvy. \ No newline at end of file diff --git a/02/03.txt b/02/03.txt index 56afd44..01f5776 100644 --- a/02/03.txt +++ b/02/03.txt @@ -1 +1 @@ -Aza magnano na ino na ino amin'ny fitiavan-taigna foagna.Fao amin'ny fanitriantaigna kosa dia mihivaira ny hafa mihiatra ny taignanare. Tokony tsy hizaha lehy mahasoa ny taignanareo ihany ny tsiraikiraiky aminareo, fao lehy mahasoa ny hafa ihany koa. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 Aza magnano na ino na ino amin'ny fitiavan-taigna foagna.Fao amin'ny fanitriantaigna kosa dia mihivaira ny hafa mihiatra ny taignanare. Tokony tsy hizaha lehy mahasoa ny taignanareo ihany ny tsiraikiraiky aminareo, fao lehy mahasoa ny hafa ihany koa. \ No newline at end of file