diff --git a/04/14.txt b/04/14.txt index a62a6fa..653343f 100644 --- a/04/14.txt +++ b/04/14.txt @@ -1 +1 @@ -Kanaifa, areo nagnano ny tsara taminaha tamin'ny fahasahiragnagnanaha. Ary areo Filipianina mahay fao tamin'ny fiandohan'ny vaovao maharavoravo, koafa nandao an'i Makedonia zaho, dia tsisy fiangonagna nagnampy zaho raha ny mahakasiky ny fagnomaizagna ndraiky fandraisagna afa-tsy areo faogna. Na tamin'izaho tagny Tesalonika aby, dia nagnandaifa fagnampiagna ho an'ny zay nilaiky mihoatra ny indraiky mandaiha areo. Tsy hoe mizaha fagnomiazagna \ No newline at end of file +Kanaifa, areo nagnano ny tsara taminaha tamin'ny fahasahiragnagnanaha. Ary areo Filipianina mahay fao tamin'ny fiandohan'ny vaovao maharavoravo, koafa nandao an'i Makedonia zaho, dia tsisy fiangonagna nagnampy zaho raha ny mahakasiky ny fagnomaizagna ndraiky fandraisagna afa-tsy areo faogna. Na tamin'izaho tagny Tesalonika aby, dia nagnandaifa fagnampiagna ho an'ny zay nilaiky mihoatra ny indraiky mandaiha areo. Tsy hoe mizaha fagnomiazagna zaho. Fao naifa, mizaha ny vokatra zay mampakatra ny vogninahitrireo zaho \ No newline at end of file