auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 07:59:15 -04:00 committed by root
parent d9bb9b63ad
commit 996dc1ee40
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, ry rahalahiky tiàko zay mahangaoma zaho, haravoako ndraiky satro-boninahitrinaha, amin'ny zany dia mitsangana tsara akao amin,ny Tompo, ry namako tiàko. Mangavigny an'i Eodia zaho, ary mangavigny an'i Syntyke, miraisa saigny akao amin'ny Tompo. A
Noho zany, ry rahalahiky tiàko zay mahangaoma zaho, haravoako ndraiky satro-boninahitrinaha, amin'ny zany dia mitsangana tsara akao amin,ny Tompo, ry namako tiàko. Mangavigny an'i Eodia zaho, ary mangavigny an'i Syntyke, miraisa saigny akao amin'ny Tompo. Aveo, mangaho aminao foagna koa zaho, ry namako mpiray zoga: Ampia reo vaïavy reo. Satria