auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-24 05:56:14 -04:00 committed by root
parent aef19fa082
commit 901b77b3b5
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao hainareo ny fahamaindrehany, satria karaha zaza manompo ny babany no anompoany miaraka taminaha tao aminin'ny vaovao maharavoravo. Koa magnantaigna ny hagnandaifa azy zaho koafa hitako hoe manakôry ny fandaihandraharaha ato aminaha. Fao matoky ny Tômpo zaho fao ho agny meky koa ny taignako.
\v 22 \v 23 \v 24 Fao hainareo ny fahamaindrehany, satria karaha zaza manompo ny babany no anompoany miaraka taminaha tao aminin'ny vaovao maharavoravo. Koa magnantaigna ny hagnandaifa azy zaho koafa hitako hoe manakôry ny fandaihandraharaha ato aminaha. Fao matoky ny Tômpo zaho fao ho agny meky koa ny taignako.

View File

@ -1 +1 @@
Fao mandiniky zaho fao ialigny fôgnakoa ny magnampôdy an'i Epafrodito agny aminareo. Rahalahiky izy salakady mpiara-miasa no mpiara-miady, salakady mpintondra hafatrareo izy no mpanompo amin'izay ilaiky. Fao tra-pahoriagna mafy izy ary mahatsiro ny hiarahaka taminareo jkiaby iz, satria regninareo fao narary izy. Fao taigna narary izy ka afa tsoko naty. Fao namindra fô taminazy zagnahary. ary tsy taminazy araiky, fao taminahy koa, mbô tsy hanako halahelo ambonin'ny halahelo.
\v 25 \v 26 \v 27 Fao mandiniky zaho fao ialigny fôgnakoa ny magnampôdy an'i Epafrodito agny aminareo. Rahalahiky izy salakady mpiara-miasa no mpiara-miady, salakady mpintondra hafatrareo izy no mpanompo amin'izay ilaiky. Fao tra-pahoriagna mafy izy ary mahatsiro ny hiarahaka taminareo jkiaby iz, satria regninareo fao narary izy. Fao taigna narary izy ka afa tsoko naty. Fao namindra fô taminazy zagnahary. ary tsy taminazy araiky, fao taminahy koa, mbô tsy hanako halahelo ambonin'ny halahelo.

View File

@ -1 +1 @@
Koa dia amin'ny fahazotoagna gaida no andefasako azy, kay izy koa hahita azy ndraiky areo dia mbô hiravoravo kay hahay afaka amin'ny ahiahiky zaho. Raiso akao amin'ny Tômpo Epafrodito miaraka amin'ny firavoravoagna jiaby. Hajay ny ôlogn
\v 28 \v 29 \v 30 Koa dia amin'ny fahazotoagna gaida no andefasako azy, kay izy koa hahita azy ndraiky areo dia mbô hiravoravo kay hahay afaka amin'ny ahiahiky zaho. Raiso akao amin'ny Tômpo Epafrodito miaraka amin'ny firavoravoagna jiaby. Hajay ny ôlogno karaha zany. Fao ho an'ny asan'ny Kristy no nagnantognany ny fahafataisagna. Fao nagnano takalonaigny izy hanompoagna zaho mb