From 848b6c6cffa51cff63416649e20030c731d395a7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD107 <> Date: Thu, 24 Oct 2019 05:56:14 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 02/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/02/14.txt b/02/14.txt index ef01eb3..9bb4fed 100644 --- a/02/14.txt +++ b/02/14.txt @@ -1,2 +1,2 @@ Tsaboy tsy am-pitaraignagna na fiadiagna hevitry ny raha jiaby. Magnanôva tôrotrô zany mbô ho tonga zana-Jagnahary tsisy tsigny salakady marigny, tsisy antsa areo. Miasà tôrotrô zany mbô hamirapiratanare karaha ny -fahazavagna eketo amin'ny tany jiaby, akeo agnivon'ny tamigna meloka salakady maditry. Mipitaha mafy amin \ No newline at end of file +fahazavagna eketo amin'ny tany jiaby, akeo agnivon'ny tamigna meloka salakady maditry. Mipitaha mafy amin'ny lehy tenin'ny fiainagna mbô hanako antonn hiraiharaihagna amin'ny andron'i Kristy. Fao amin-jany ho haiky fao tsy very nihazakazahako ary tsy very maigny ny niasako. \ No newline at end of file