auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-24 05:56:14 -04:00 committed by root
parent f5d71c697b
commit 6f470ceb76
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao mandiniky zaho fao ialigny fôgnakoa ny magnampôdy an'i Epafrodito agny aminareo. Rahalahiky izy salakady mpiara-miasa no mpiara-miady, salakady mpintondra hafatra areo izy no mpanompo amin
Fao mandiniky zaho fao ialigny fôgnakoa ny magnampôdy an'i Epafrodito agny aminareo. Rahalahiky izy salakady mpiara-miasa no mpiara-miady, salakady mpintondra hafatrareo izy no mpanompo amin'izay ilaiky. Fao tra-pahoriagna mafy izy ary mahatsiro ny hiarahaka taminareo jkiaby iz, satria regninareo fao narary izy. Fao taigna narary izy ka afa tsoko naty.