diff --git a/04/10.txt b/04/10.txt index bf603a5..5ab6aa6 100644 --- a/04/10.txt +++ b/04/10.txt @@ -1 +1 @@ -Miravo be akao amin'ny Tompo zaho satria nivaozinareo foagna avaïzo ny fandinihagnareo zaho. Afa nandiniky zaho tatô areo teo alôha, fao tsisy fahafahagna avy aminareo mbô hagnampy. Tsy mivolagna zany zaho satria akao agnatin'ny tsy fahampiagna. Fao afa nianatra ny hiravo amin'ny zay toe-java- mitranga \ No newline at end of file +Miravo be akao amin'ny Tompo zaho satria nivaozinareo foagna avaïzo ny fandinihagnareo zaho. Afa nandiniky zaho tatô areo teo alôha, fao tsisy fahafahagna avy aminareo mbô hagnampy. Tsy mivolagna zany zaho satria akao agnatin'ny tsy fahampiagna. Fao afa nianatra ny hiravo amin'ny zay toe-java- mitranga jiaby zaho. Haiky ny hoe \ No newline at end of file