auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 07:59:15 -04:00 committed by root
parent 5540ea0bba
commit 43fc3ea842
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Miravo be akao amin'ny Tompo zaho satria nivaozinareo foagna avaïzo ny fandinihagnareo zaho. Afa nandiniky zaho tatô areo teo alôha, fao tsisy fahafahagna avy aminareo mbô hagnampy. Tsy mivolagna zany zaho satria akao agnatin'ny tsy fahampiagna. Fao afa nianatra ny hiravo amin'ny zay toe-java- mitranga jiaby zaho. Haiky ny hoe
Miravo be akao amin'ny Tompo zaho satria nivaozinareo foagna avaïzo ny fandinihagnareo zaho. Afa nandiniky zaho tatô areo teo alôha, fao tsisy fahafahagna avy aminareo mbô hagnampy. Tsy mivolagna zany zaho satria akao agnatin'ny tsy fahampiagna. Fao afa nianatra ny hiravo amin'ny zay toe-java- mitranga jiaby zaho. Haiky ny hoe mijaly ary haiky koa ny hoe manan-draha. Amin'ny fomba jiaby ndraiky amin'ny