auto save
This commit is contained in:
parent
836c103a44
commit
372046a1c0
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 5 \v 6 \v 7 \v 8 Mihivaira karaha ny fisainagna lehy tamin'i Kristy Jesôsy foagna koa. Afa nisy araka ny endriky Zagnahary Izy, fao tsy nieritreritry zany fitoviany amin-Jagnahary zany ho raha hipitahagna Izy. ny mifanihitry amizany, nifoagnany ny aigniny. Nangalatahaka ny endriky ny mpamompo Izy. Ave niboaka tôrotrô ny ôlombelogno Izy. Aveke hita nitôvy tamin'ômbelogno Izy. Nanetry taigna Izy ave tonga mpagneky hatramin'ny fahataisagna, dia lehy fahafataisan'n hazofijaliagna!
|
\v 5Mihevaira karaha ny fisainagna lehy tamin'i Kristy Jesôsy foagna koa.\v 6Afa nisy araka ny endriky Zagnahary Izy, fao tsy nieritreritry zany fitoviany amin-Jagnahary zany ho raha hipitahagna Izy. \v 7Ny mifanihitry amizany, nifoagnany ny aigniny. Nangalatahaka ny endriky ny mpamompo Izy. Ave niboaka tôrotrô ny ôlombelogno Izy. Aveke hita nitôvy tamin'ômbelogno Izy.\v 8 Nanetry taigna Izy ave tonga mpagneky hatramin'ny fahataisagna, dia lehy fahafataisan'n hazofijaliagna!
|
Loading…
Reference in New Issue