auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 07:59:15 -04:00 committed by root
parent 6d56bb4790
commit 1d78e4e188
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Resy lahatra ny amin-jany, dia haiky fao hipaitraka ndraiky hanôhy hiaraka aminareo jiaby zaho, handaiha amin'ny fandrosoanareo ndraiky haravoagna akao amin'ny finoagna. Mbô ho akao aminaha dia hanagna antony hiraiharaiha akao amin'i Kristy Jesôsy areo jiaby mimpody akagny aminareo ndraiky zaho. Mitondrà taigna amin'ny fomba magnaiva ny vaovao maharavoravo an'i Kristy, kay na havy hizaha areo zaho na tsy akeo, fao mi
Resy lahatra ny amin-jany, dia haiky fao hipaitraka ndraiky hanôhy hiaraka aminareo jiaby zaho, handaiha amin'ny fandrosoanareo ndraiky haravoagna akao amin'ny finoagna. Mbô ho akao aminaha dia hanagna antony hiraiharaiha akao amin'i Kristy Jesôsy areo jiaby mimpody akagny aminareo ndraiky zaho. Mitondrà taigna amin'ny fomba magnaiva ny vaovao maharavoravo an'i Kristy, kay na havy hizaha areo zaho na tsy akeo, fao mitsangagna mafy amin'ny fagnahy araiky areo