xmw_php_text_reg/02/01.txt

2 lines
377 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-24 09:56:14 +00:00
\v 1 \v 2 Izy koa misy fampaharaizagna ao amin'ny Kristy, izy koa misy fampiononagna avy amin'ny fitievany, izy koa misy firaisagna ao amin'ny fagnahy, izy koa misy famindrampo gaida sendraky fiantragna, dia atôvo feno ny haravoagnanahy amin'y fisainagna hotry zany,
2019-10-24 09:56:14 +00:00
amin'ny fanagnagna fitiavagna mitovy, amin'ny firaisagna am-panahy, ave amin'ny fanagnagna tanjogno mitôvy.