xmw_php_text_reg/01/15.txt

1 line
444 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-24 11:58:26 +00:00
Ny sanany aby dia mgnambara an'i Kristy amin'ny fialonagna ndraiky fifandiragna koa, aveo zareo hafa ndraiky antsitrs-pô tsara. \v 15 Reto farany dia magnano zany amin'ny\v 16 fitiavagna, mahay fao zaho dia napaitraka eto ho fiarovagna ny vaovao maharavoravo. \v 17 Fao regny voalohany dia magnambara an'i Kristy amin'ny fitiavan-taigna, fao tsy tso-pô. Izy regny dia mandiniky fao hagnakorontagna zaho raha mbôla ao amin'ny figadrako zaho.