|
\v 46 Tsy nisaoranao diloilo ny laohanaha, fao izy nagnôsotro hongotro tamin'ny mainaka mangitry. \v 47 Noho zany dia mivaolagna aminao Zaho, fao reo fahotagnanazy, zay maro, dia voavaila—satria izy gaida fitiavagna. Fao zay navôtotro hely, dia tia hely." |