xmw_luk_text_reg/02/06.txt

1 line
261 B
Plaintext

\v 6 Aveo raha mbôla tagny zareo, dia tonga ny fotoagna hitirahany zanany.\v 7 Nitairaka zaza lalahy izy, zanany voalaohany, aveo izy nandrakotro lamban-jaza Azy ndraiky nampandry Azy tamin'ny valan'aomby, satria tsisy toairagna hoan-jareo tao amin'ny hotely.