xmw_luk_text_reg/10/13.txt

1 line
476 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 13 Loza hoanao, Korazina! Loza hoanao, Betsaida! Fao raha ny asa gaida zay nitsabogny taminao no nitsabogny tagny Tyro ndraiky Sidona, dia afa haila zareo nibaibaka, nipaitraka tamin'ny lamba fisaonagna ndraiky lavenona. \v 14 Fao ho azo liferigny kokoa ny nihin'ny Tyro ndraiky Sidona amin'ny fitsaragna noho ny aminareo. \v 15 Anao, kapernaomy, mieritreritry moa anao fao ho ampakarigny akagny an-dangitry? Tsia, ho ndesigny mijôtso akagny amin'ny fiainan-tsi-hita anao.