auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-10-31 06:39:26 -04:00 committed by root
parent 178042ab10
commit aeab33f3da
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Enoka, lehy fahafiton'i Adama, dia afa naminagny momba reo, volagna hoe: "Tô! ho avy ny Tômpo miaraka amin'ireo masigny aman'align'aligny. Ho avy Izy mbô hagnatantairaka ny fitsaragna ny ôlogno jiaby. Ho avy Izy hampihaiky ny ôlogno ratsy totry jiaby tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsiam-pagnahy, ary reo vaolagna mafy jiaby zay nivolagnin'ny ôlogno ratsy totry hanohitry Azy." Reo dia mpimonimonigny, ndraiky mpivaolambaolagna, zay magnaraka ny filan-dratsin-jareo.
Ary Enoka, lehy fahafiton'i Adama, dia afa naminagny momba reo, volagna hoe: "Tô! ho avy ny Tômpo miaraka amin'ireo masigny aman'align'aligny. Ho avy Izy mbô hagnatantairaka ny fitsaragna ny ôlogno jiaby. Ho avy Izy hampihaiky ny ôlogno ratsy totry jiaby tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsiam-pagnahy, ary reo vaolagna mafy jiaby zay nivolagnin'ny ôlogno ratsy totry hanohitry Azy." Reo dia mpimonimonigny, ndraiky mpivaolambaolagna, zay magnaraka ny filan-dratsin-jareo. Izy reo dia taigna mpieboebo, izay, nohon'ny tombontsoan-jareo manaokagna, dia mandoka ny hafa.