Tue Jul 27 2021 14:51:36 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
36d69043af
commit
05f9470e6b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 Reo dia lehy ôlogno zay harambato mivôny akao amin'ny hanim-pitiavanareo. Haomagna amin'ny haingatra, mamôky ny haignin-jareo faogna. Zareo dia rahogno tsisy rano, indesin'ny rivotro. Kakazo fararano tsisy taignany_ idroa maty, niala vahany. \v 13 Zareo dia onjan-dranomasigny mafy, mitopatopa mamorivory fahamignaran-jareo. laKintagna mandaihandaiha zareo, kay voakajy ho azy bariky ditany ny fahamaintisan'ny mahizigny.
|
||||
\v 12 Reo dia lehy ôlogno zay harambato mivôny akao amin'ny hanim-pitiavanareo. Haomagna amin'ny haingatra, mamôky ny haignin-jareo faogna. Zareo dia rahogno tsisy rano, indesin'ny rivotro. Kakazo fararano tsisy taignany—idroa maty, niala vahany. \v 13 Zareo dia onjan-dranomasigny mafy, mitopatopa mamorivory fahamignaran-jareo. laKintagna mandaihandaiha zareo, kay voakajy ho azy bariky ditany ny fahamaintisan'ny mahizigny.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 17 Fao areo, ry tiagna, tsarovy reo koragna nivolagnin'ny reo apositolin'i Jesôsy kristy Tompontsika fahiny. \v 18 Hoizy zare taminare: "Fao amin'andro farany dia hoisy mpaniratsira zay hagnaraka ny filan'ny haratsian-totriny." \v 19 Reo ôlogno reo dia mitariky fisarahagna. Zare dia ôlogno araka ny nôfotro, avakeo tsy managna Fagnahy.
|
||||
\v 17 Fao areo, ry tiagna, tsarovy reo koragna nivolagnin'ny reo apositolin'i Jesôsy Kristy Tompontsika fahiny. \v 18 Hoizy zare taminare: "Fao amin'andro farany dia hoisy mpaniratsira zay hagnaraka ny filan'ny haratsian-totriny." \v 19 Reo ôlogno reo dia mitariky fisarahagna. Zare dia ôlogno araka ny nôfotro, avakeo tsy managna Fagnahy.
|
Loading…
Reference in New Issue