xmw_jas_text_reg/02/01.txt

1 line
669 B
Plaintext

\c 2 \v 1 Oa rahalahiky, aza mitagna ny finoagna an'i Tompontsika Jesôsy Kristy Tompontsika, lehy Tompon'ny vogninahitry, amin'ny fiangaragna amin'ny ôlogno sasany. \v 2 Ataovo hoe misy ôlogno mitsôfotro ao amin'ny fivoriagna magnano peratra volamena, ndraiky ankanjo tsara, ary misy lalahy mijaly koa mitsôfotro magnano lamba maloto. \v 3 Raha mizaha lehy ôlogno magnano lamba tsara anao key mivolagna hoe: Azafady mantaira eto amin'ny toeragna tsara," fa hivolagna amin'lehy lalahy mijaly ndraiky anao hoe: "Mitsangàna anao aroho, na hoe: Mantaira eketo antongotro," \v 4 Moa tssy mifampitsara aminareo areo? Moa tsy lasa mpitsara amin'ny eritreri-dratsy areo?