diff --git a/05/16.txt b/05/16.txt index 16a2571..5c4a57a 100644 --- a/05/16.txt +++ b/05/16.txt @@ -1 +1 @@ -Kay mifagnikia heloka areo, avakeo mifampivavaha, mbô hahivagna areo. Ny vavaka ataon'ny ôlogno marigny dia bahery matanjaka amin'ny fiasany. Elia dia lalahy tôrotro atsika fôgna. Nivavaka mafy izy mbô tsy hilatsahan'ny ranon'ôragna aveo tsy nilatsaka tamin'ny tany nandrity ny telo tagno sy enim-bôlagna zany. Aviteo nivavaka ndraiky Elia. Ny lagnitra dia nagnomia ranon'ôragna, aveo ny tany namao ny vokany. \ No newline at end of file +\v 16Kay mifagnikia heloka areo, avakeo mifampivavaha, mbô hahivagna areo. Ny vavaka ataon'ny ôlogno marigny dia bahery matanjaka amin'ny fiasany. \v 17Elia dia lalahy tôrotro atsika fôgna. Nivavaka mafy izy mbô tsy hilatsahan'ny ranon'ôragna aveo tsy nilatsaka tamin'ny tany nandrity ny telo tagno sy enim-bôlagna zany. \v 18Aviteo nivavaka ndraiky Elia. Ny lagnitra dia nagnomia ranon'ôragna, aveo ny tany namao ny vokany. \ No newline at end of file