1 line
324 B
Plaintext
1 line
324 B
Plaintext
Ary alaivo ny aro-laohan'ny famonjiagna ndraiky ny mesony Fagnahy, zay koragnan-Jagnahary. Amin'ny vavaka ndraiky fangatahagna jiaby, dia mivavaha amin'ny Fagnahy amin'ny fotoagna jiaby. Amin'ny zany fombaa zany, dia miambaisa lalandava amin'ny faharaitagna jiaby, raha manôlotro vavaka amin'ny re ôlo-masin-Jagnahary are. |