1 line
282 B
Plaintext
1 line
282 B
Plaintext
\v 7 Atsika tsiaraikiaraiky avy dia namiagna fahasoavagna araka ny hagidasin'ny fagnomaizan'i Kristy. \v 8 Araka ny koragnin'ny Saorata Masigny zany hoe: "Koafa nakatra tagny agnambo Izy, dia ninday reo babo hoamin'ny fahababoagna, ave natôlotro fagnomaizagna hoan'ny vahoaka Izy." |