xmw_eph_text_reg/01/01.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Paoly, apostolin'i Kristy Jesôsy arka ny sitrapon-Jagnahary, hoan'ny re ôlo-masin-Jagnahary agny Efesosy, zay mahatoky ao amin'i Kristy Jesôsy. [Fagnamarihagna: Misy fandikagna sasany mangala ny hoe: ''Ao efesosy'' Naifa mety ao amin'ny taratasin'i Poly tamin'ny volaohany zany.] Hoaminare ny fahasoavagna ndraiky iadanagna avy amin-Jagnahary Iadantsiika ndraiky Jesôsy Kristy Tompo.