\v 15 Noho zany antony zany, rango narignaisako ny finoagnanare ny Tompo Jesôsy ave ny fitiavanare re ôlo masigny jiaby,\v 16 dia tsy nijanogno'nisaotra Zagnahary zaho noho ny aminare avake tsaroako am-bavaka are.