|
\v 23 Fiadanagna hoamin'ny re rahalahy, avake ny fitiavagna miaraka amin'ny finoagna avy amin-Jagnahary Iada ndraiky Tompo Jesôsy Kristy. \v 24 Ny fahasoavagna anie hoamin'ny zay jiaby tia Jesôsy Kristy Tompontsika amin'ny fitiavagna tsy maty bariky dintany. |