xmw_eph_text_reg/06/17.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 17 Ary alaivo ny aro-laohan'ny famonjiagna ndraiky ny mesony Fagnahy, zay koragnan-Jagnahary. \v 18 Amin'ny vavaka ndraiky fangatahagna jiaby, dia mivavaha amin'ny Fagnahy amin'ny fotoagna jiaby. Amin'ny zany fomba zany, dia miambaisa lalandava amin'ny faharaitagna jiaby, raha manôlotro vavaka amin'ny re ôlo-masin-Jagnahary are.