\v 7 \v 8 Ao amin'i Jesôsy Kristy dia mahazo fagnavaotagna amin'ny liny ndraiky famontsaoran-keloko atsika, araka ny harem-pahasoavany zany.