diff --git a/06/14.txt b/06/14.txt index 54e8024..0578862 100644 --- a/06/14.txt +++ b/06/14.txt @@ -1 +1 @@ -Mijoroa, noho zany, koafa avy nagnano ny fehikibon'ny fahamarignagna ndraiky ny fiarovan-tratran'ny fahitsiagna are. Ary hotra ny kiraro hoan'ny hongotro, dia apitaho ny fahavognaosagna hitory ny vava maharavo \ No newline at end of file +Mijoroa, noho zany, koafa avy nagnano ny fehikibon'ny fahamarignagna ndraiky ny fiarovan-tratran'ny fahitsiagna are. Ary hotra ny kiraro hoan'ny hongotro, dia apitaho ny fahavognaosagna hitory ny vava maharavon'ny fihavanagna. Amin'ny karazan-draha jiaby dia raiso ny ampingan'ny finoagna, zay afahanare manohitry re zana-tsipika mirehitry môtron'ny lehy ratsy. \ No newline at end of file diff --git a/06/17.txt b/06/17.txt new file mode 100644 index 0000000..d983e37 --- /dev/null +++ b/06/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ary raiso \ No newline at end of file